Pas encore inscrit ? Creez un Overblog!

Créer mon blog
Norosoa

Norosoa

Tags associés : famille

Ses blogs

Le blog de Norosoa

Tahirin-tsary fahatsiarovana ireo fotoana nahafinaritra .
Norosoa Norosoa
Articles : 56
Depuis : 04/11/2007
Categorie : Lifestyle

Articles à découvrir

tamatave

Tamatave

Rehefa avy nijanona tao antananarivo dia nandeha namangy andry dada sy mama tany tamatave. nanararaotra nitsidika ny morondranomasina kely rehefa tany toamasina ihany.
Anniversaire Mirija

Anniversaire mirija

Feno herintaona sahady i mirija. mbola tsy mahay mitsoka labozia izy nefa mba nividianan'i neny gateau.
mariage

Mariage

Tamy 24mai teo no natao ny mariazin'i audrey sy josé. nahafinaritra ny fety.
Kianjavato

Kianjavato

Tanàna kely ao atsimo atsinanana, ao amy faritr'i vatovavy fitovinany i kianjavato. anisany toerana notsidihinay tamy fandalovana tany madagasikara
Milomano

Milomano

Ny fialam-boly tena mahafinaritra ahy dia ny milomano. sady afaka milomano foana na mangatsiaka aza satria mafana foana ny rano.
Noely

Noely

Tao antananarivo no nanao noely izahay. ity ny sarinay sy mirija kely.
C'est bientôt noël

C'est bientôt noël

Efa manomboka feno jiro mandravaka ny tanàna satria efa akaiky ny noely. ny andro koa dia efa mangtasiaka be.
za ihany

Za ihany

Za ihany fa mba naka sary dia zaraina aminareo e!!!
enterrement de vie de célibat

Enterrement de vie de célibat

Nahafinaritra mihitsy ny volana mai tamin'ity taona ity satria dia nisy fety lehibe tao amy fianakaviana. natomboka tamy voadiondry sy enterrement de vie de clélibat moa zany ho an'i audrey sy i josé
Il neige

Il neige

Nirotsaka ny neige tamy sabotsy teo teto montpellier. tsy dia natevina firy anefa fa nahafaly ihany satria tsy matetika misy neige hono aty. tsy afaka nvoaka naka sary moa fa dia avy eto am-baravarankely no nitazana.